Entrée | 1 Makoa |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) |
Exemples |
4 [2.606#29] Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo makoa
5 [2.649#1034] Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, makoa, Arabo, Karana |
Vocabulaire | 6 Histoire: clans, tribus |
Proverbes | 7 Proverbes contenant le mot Makoa |
Tableaux et planches |
8 Mots du dialecte |
Anagrammes | 9 akoma, 10 amako, 11 amoka, 12 kaomà, 13 koama, 14 Makoa, 15 Maoka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |