|
|
|
|

Entrée1  malama vava
Mots élémentaires  2  malama, 3  vava
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [1.1]
Exemples  6  Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [2.606]
Synonymes  7  fihara-bava

Mis à jour le 2025/09/12