| Entrée | 1 malazalaza | 
| Radical | 2 lazalaza | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Allégation | 4 | 
| Exemples | 5   Ny zavatra malazalaza voalazany ihany anefa no hotsimponintsika.
[2.499#] 6 Misy toerana voatokana ho fakana rano masina ho an' ny andriana, fa ho an' ny olona hafa dia izay rano lehibe sy malazalaza eny akaikikaiky eny. [2.436#] | 
| Mis à jour le 2024/12/11 |   |