| Entrée | 1 mamakiteny |
| Partie du discours | 2 verbe actif |
| Explications en malgache |
3 jereo mamaky teny [2.332] |
| Exemples |
4 Ary hafatrafaro ny mpianatra hamakivaky matetika ity boky ity eo anatrehan'ny raiamandreniny, na hampamaky azy an'ireo raiamandreniny na zokiny mahay mamakiteny nefa efa tsy mianatra intsony any an-tsekoly.
[2.332]
|
| Anagrammes | 5 mamakiteny, 6 mamaky teny |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|