|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamantana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vantana
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ
Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika
Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)10  mamantàna
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mamantana [Liste complète]
Radical  12  vantana
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15 mamantana, mamantàna, 16 manamanta

Mis à jour le 2025/09/12