|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamarana
Fototeny  2 farana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo
9 Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao
10 Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [1.2]
12 to bring to an end, to conclude [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 terminer, conclure [1.8]
Ohatra  14  Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro. [2.245#]

Teny iditra (2/2) 15  mamaràna
Fototeny  16 farana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mamarana, mamaràna, 18 manamara, 19 manaramà, manarama

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15