|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mambomba
Fototeny  2 bomba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1]
5 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314]
Fanazavàna teny anglisy  6 to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 couvrir [1.3]
Ohatra  8  tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may; [2.346#9]
9  Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy. [2.606#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14 manomba

Teny iditra (2/2)15  mambombà
Fototeny  16 bomba
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambomba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mambomba, mambombà

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08