|
|
|
|

Entrée1  mamelana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  felana
Explications en malgache  4  [1.1] Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo
Explications en anglais  5  [1.2] to flower [Provincial]
Explications en français  6  [1.196] Ce verbe a deux sens différents suivant les régions.
En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement. [Merina]
Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé mamelaña) : fleurir, être en période de floraison. [Bara, Mahafaly, Tandroy]
Exemples  7  [2.470#] Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha.
8  [2.324#] Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Vocabulaire  12  Botanique

Mis à jour le 2025/09/13