| Entrée | 1 mamilafila |
| Radical | 2 filafila |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1] |
| Explications en français |
5 promettre et se dédire [1.3, 1.5] 6 tenir le bec dans l'eau [1.3] |
| Exemples |
7 nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? [2.131] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 11 mampifilafila, mampilafila |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 13 mamalifaly, 14 mamilafila |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|