|
|
|
|

Entrée1  mamily
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vily
Explications en malgache  4  [1.1] Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta
Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana
Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray
Explications en anglais  5  [1.2#758, 1.7] to turn aside
6  [1.2#758] to cause to deviate from a straight course
7  [1.7] to cause to deviate; to steer
Explications en français  8  [1.3#833, 1.8, 1.5#331] détourner, faire dévier
9  [1.3#833] rejeter, égarer
10  [1.8] diriger ou conduire
11  [1.5#331] conduire une voiture
Exemples  12  [2.996#28.27.1] ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony.
13  [2.529#68] hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro
14  [2.5#16] hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy
15  [1.123#] Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy.
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12