Entrée | 1 maminany |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vinany |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? |
Explications en anglais |
5 [1.7] to guess; to predict |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] deviner; prédire 7 [1.3] conjecturer, prophétiser |
Exemples |
8 [2.296#] Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 maminany, 14 manimìna, manimina, 15 naminamy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |