Entrée (1/4) | 1 vinany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vava fidiran' ny renirano amin' ny ony, na ny ony amin' ny ranomasina |
Explications en anglais |
4 [1.7] the confluence of two rivers; the estuary of a river at a lake or at the sea |
Explications en français |
5 [1.8] confluent de deux rivières; embouchure ou estuaire d'un fleuve |
Tous les mots composés | 6 16 mots contenant vinany |
Vocabulaire | 7 Géographie: (en général) |
Entrée (2/4) | 8 vinany |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 [1.1] Eritreritra na tsindrimandry amin' ny mbola ho avy, tombantombana eo ho eo: Vinany ara-keviny fotsiny ante no ilazako izany e! Nofinofy sy hevi-dravina kitoatoa na anjoanjo: Ialahy ity koa dia manao vinany mihitsy! Zavatra na teti-dratsy, hasomparana: Tandremo sao manao vinany aty aminay aty a!) |
Explications en anglais |
11 [1.7] a guess, a conjecture; a prediction |
Explications en français |
12 [1.3, 1.8] conjecture; prédiction 13 [1.3] divination, prophétie action d'estimer, de calculer peu à près |
Exemples |
14 [2.471] Tsy dia fantatro tsara akory izay nolazainy, fa araka ny vinaniko dia toa izany no nataony
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 32 Philosophie |
Entrée (3/4) | 33 vinany |
Partie du discours | 34 nom vina et pronom |
Radical | 35 vina |
Explications en anglais |
36 [3.1] its probability |
Explications en français |
37 [3.1] sa probabilité |
Entrée (4/4) | 38 Vinany |
Partie du discours | 39 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 40 vinany |
Vocabulaire | 41 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 42 Niniva, 43 vaniny, 44 vinany, Vinany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |