| Entrée (1/2) | 1 mamitrana | 
| Radical | 2 vitrana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to sew together by the edges; to join lengthwise [1.7] | 
| Explications en français | 6   coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur [1.8] | 
| Exemples | 7   Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky
[2.996#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 12 mamitràna | 
| Radical | 13 vitrana | 
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mamitrana [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 15   [1.1] | 
| Explications en français | 16   [1.3] | 
| Anagrammes | 17 mamitràna, mamitrana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |