| Explications en malgache | 4   Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
 Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
 Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
 Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
 Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1]
 5   manaparitaka, mizara, mampiely [1.13]
 
 |