| Entrée (1/2) | 1 mamorona | 
| Radical | 2 forona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mampisy, manao amin' ny tsy misy: Andriananahary no namorona an' izao tontolo izao Manao, manamboatra: Namorona sary mahafinaritra izy Manangana, manorina: Rehefa mamorona fikambanana dia tsy maintsy mampandre ny fanjakana Mahita: Iza indray no namorona izany hevitra an-taingina izany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to form, to create, to fashion, to produce, to arrange. [1.2] 6 to create; to invent; to found [1.7] | 
| Explications en français | 7   créer; inventer; fonder [1.8] | 
| Exemples | 8   Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava.
[2.5#] 9 Izahay ihany no mamorona ny kilalaonay; [2.445#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 14 4 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 15 mamoròna | 
| Radical | 16 forona | 
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mamorona [Liste complète] | 
| Anagrammes | 18 mamorona, mamoròna, 19 manomora | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |