| Entrée | 1 mamovoka | 
| Radical | 2 vovoka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to cover with dust; to raise dust; to be dusty [1.7] | 
| Explications en français | 6   couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |