|
|
|
|

Entrée1  mampamelovelo
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  velovelo
Exemples  4  [2.529#9] Misy vetso misoko atopin' ny zava-boahary mampamelovelo ny fanahiny
5  [2.356#160] Hatramin' ny sakafo gasy anie no nampamelovelo ny fitiavan-tanindrazana!
6  [2.471#60] Hitako eran' ny trano ny mariky ny nandalovan' i Masy, ary mampamelovelo ahy izany
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/08/10