| Entrée | 1 mampanantena | 
| Radical | 2 antena | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina.
[2.4] 5 Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 mampanantena, 10 mampanentana | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |