| Entrée | 1 mampandro | 
| Radical | 2 andro | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en anglais | 4   to bathe someone [1.7] | 
| Explications en français | 5   baigner quelqu'un [1.8] | 
| Exemples | 6   Ary ny mampandro Andriana dia mankany avokoa ny manamboninahitra ka manao izay fombafomban-drazana betsaka ao, dia homana ny hena mialin-taona
[1.437#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |