| Entrée | 1 mampandroso | 
| Radical | 2 roso | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   faire fructifier, faire progresser [1.13] | 
| Exemples | 5   Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel.
[2.285#] 6 ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany. [1.123#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |