| Entrée | 1 mampiantso | 
| Radical | 2 antso | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   [1.3#57] | 
| Exemples | 5   Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra
[2.928#2] 6 Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [2.606] 7 Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [2.643] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 mampiantso, 13 mañampitso, 14 Manampotsy, 15 mpanatsimo | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |