| Entrée | 1 mampifanolana | 
| Radical | 2 tolana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   entrelacer [1.4.fr#310, 1.66.fr#359] | 
| Exemples | 5   Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso.
[4.27] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |