| Entrée | 1 mampisongadina | 
| Radical | 2 songadina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en français | 4   mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13] | 
| Exemples | 5   izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra.
[2.445#] 6 manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. [2.606#] 7 Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. [4.27#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |