| Entrée | 1 mampivady | 
| Radical | 2 vady | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   mampanaraka [1.13] | 
| Explications en français | 5   accoupler [1.3, 1.13] 6 faire marier [1.3] | 
| Exemples | 7   Aza mampivady biby samihafa karazana;
[2.996#] 8 Ny tsara indrindra dia ny mampivady ny fitsaboana maoderina amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, dia mety ho tsara kokoa ny vokany noho ny fampiasana ny iray amin'ireo ihany. [2.424#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |