Entrée |
manabataba
(tabataba)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manaitra amin' ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa manabataba ny marary Manahirana, manelingelina: Aza manabataba ahy fa miasa aho Manakorontana: Manabataba ny faritany io lehilahy io ka tokony horoahina [1.1]
|
Explications en anglais | To cause excitement, to cause annoyance by noise or clamour. [1.2]
|
| To disturb, to bother with noise [1.7]
|
Explications en français | Troubler en faisant du bruit; mettre en désordre [1.8]
|
Exemples |
1 | Ampakaro aty fa manabataba ahy.
[1.508]
|
2 | Aza manabataba ny eritreritro amin' izany ianao, Madama.
[2.285]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manabataba |
Passé : |
nanabataba |
Futur : |
hanabataba |
Impératif : |
manabatabà |
|
|
Entrée |
manabatabà
(tabataba)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manabataba
|
|