| Entrée | 1 manaboroaka | 
| Radical | 2 boroaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to pierce [1.7] | 
| Explications en français | 6   percer de part en part [1.8] | 
| Exemples | 7   Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy;
[2.996#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |