| Entrée (1/2) | 1 manakiana | 
| Radical | 2 kiana | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manome tsiny: Tsy ilaozan' olona hanakiana ny zavatra ataonao fa aza kivy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to criticize details, to find fault [1.7] | 
| Explications en français | 6   censurer [1.3, 1.8] 7 blâmer [1.3] 8 critiquer [1.8] | 
| Exemples | 9   Na dia eo aza ny fitiavanao ny Fiangonana, io ianao fa manakiana ny fitsipika ao aminy.
[1.369#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 14 manakiàna | 
| Radical | 15 kiana | 
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manakiana [Liste complète] | 
| Anagrammes | 17 manakiana, manakiàna | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |