Entrée |
manala zaza
|
Mots élémentaires | manala ; zaza |
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
|
Explications en anglais | To bring about an abortion [1.7]
|
Explications en français | Se faire avorter ou faire avorter [1.3]
|
| Faire un avortement [1.8]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Antonymes |
|