|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manalina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  alina
Explications en malgache  4  [1.1] Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly.
Explications en anglais  5  [1.2] to detain till night; to misspend one's days and hours.
Explications en français  6  [1.3] retenir jusqu'à la nuit ou longtemps
Exemples  7  [2.245#] izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro.
8  [2.298#] Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)14  manalìna
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manalina [Liste complète]
Radical  16  alina

Anagrammes  17 manalina, manalìna, 18 manilàna, manilana

Mis à jour le 2025/09/13