Entrée (1/2) | 1 manambana |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ambana |
Explications en malgache |
4 [1.78] [mañambaña]
manambana [Tambahoaka]
5 [1.1] Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý |
Explications en anglais |
6 [1.2] to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. |
Explications en français |
7 [1.3] menacer, frapper, atteindre |
Exemples |
8 [4.27] Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo.
9 [2.996] fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 manambàna |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manambana [Liste complète] |
Radical | 16 ambana |
Anagrammes | 17 manambàna, manambana, 18 mananamba |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |