| Entrée | 1 manambitamby |
| Radical | 2 tambitamby |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to coax, to cajole [1.7] |
| Explications en français |
6 cajoler, allécher [1.3#659, 1.8] 7 caresser, flatter, consoler [1.3#659] |
| Exemples |
8 Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany.
[2.470]
9 nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait) [1.3#659] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 14 manafosafo, misafosafo, mitsontsona, mandrotsirotsy, manolikoly, manojikojy, mihontihonty, manehatehaka, manejokejo, mamalifaly |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|