|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manandrina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  handrina
Explications en malgache  4  [1.1] Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
Manohitra
Explications en anglais  5  [1.2] to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle.
Explications en français  6  [1.3] regarder en face, avec colère, résister, tenir tête
Exemples  7  [2.366#47] Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)13  manandrìna
Partie du discours  14  impératif du verbe actif manandrina [Liste complète]
Radical  15  handrina

Anagrammes  16 manandrina, manandrìna, 17 manindrana, manindràna

Mis à jour le 2025/09/13