| Entrée | 1 manangoly | 
| Radical | 2 angoly | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny Jer. kolikoly [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to cheat, to deceive, to ensnare. [1.2] 6 to lead astray [1.7] | 
| Explications en français | 7   séduire, tromper [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 manangilo, 13 manangoly | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |