|
|
|
|

Entrée1  manan-kery
Mots élémentaires  2  manana, 3  hery
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  [1.13] ampiharina amin'ny fotoana itenenana
Explications en français  6  [1.13] en vigueur
Exemples  7  [2.270] Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe.
8  [2.285] Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa.
Tous les mots composés 

Anagrammes  11 manan-kery, 12 mankarine

Mis à jour le 2025/09/19