|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manapika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  pika
Explications en malgache  4  [1.1] Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy?
Explications en anglais  5  [1.7] to shut or fold; to turn off
Explications en français  6  [1.3] (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol
7  [1.8] plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc
Exemples  8  [2.357#] hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Autres orthographes  13  mamika

Entrée (2/2)14  manapika
Partie du discours  15  verbe actif
Radical  16  pika
Explications en anglais  17  [1.2] to remove a calf from its mother [Provincial]
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Vocabulaire  22  Zoologie: (en général)

Anagrammes  23 manapika, 24 manipaka, 25 mipanaka, 26 mpanaika, 27 mpianaka

Mis à jour le 2025/09/12