| Entrée | 1 manararo | 
| Radical | 2 hararo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |