|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manariva
Fototeny  2 hariva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa.
5 Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao.
6 Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to detain until evening, to work in the evening.. [1.2]
8 to work till evening; to put off till evening; to be near evening. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule. [1.8]
Ohatra  10  Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  manarivà
Fototeny  17 ariva
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manariva [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19 manarivà, manariva, 20 ramanavy, 21 Ramavany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12