|
|
|
|

Teny iditra1 manary zaza
Singan-teny  2manary, 3zaza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to disown (a child) [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 déshériter un enfant [1.8]
Tovy hevitra  8manalan-jaza
Tohi-kevitra  9manangan-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02