|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manatsofa |
| Fototeny | 2tsofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manapaka amin' ny tsofa: Manatsofa hazo ny mpandrafitra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 manatsofà |
| Fototeny | 10tsofa |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsofa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 manatsofà, manatsofa, 15 mañotsafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|