| Entrée | 1 manavao | 
| Radical | 2 vao | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [1.1] | 
| Exemples | 5   Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana.
[1.369#] 6 Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 manaova, 12 manavao, 13 manoava, 14 mavoana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |