| Entrée | 1 manaviavia | 
| Radical | 2 haviavia | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   tsy hay atao tsara amim-pahakingana [1.10#H136] | 
| Exemples | 5   Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy.
[1.436#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 manavia | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |