| Entrée (1/3) | 1 manavy | 
| Radical | 2 avy | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2] 6 slightly ill [1.7] | 
| Explications en français | 7   être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8] | 
| Exemples | 8   Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty.
[2.59#] 9 manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? [2.643#] | 
| Tous les mots composés | 10 mitanina andro tsy manavy | 
| Vocabulaire | 11 Santé | 
| Entrée (2/3) | 12 mañavy | 
| Partie du discours | 13 verbe actif | 
| Explications en malgache | 14   tezitra [Sihanaka]
 [1.78] 15 tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Tanala] [1.78] | 
| Vocabulaire | 16 Emotions | 
| Entrée (3/3) | 17 manavy | 
| Partie du discours | 18 nom | 
| Explications en malgache | 19   anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] 20 ramanavy [Tambahoaka] [1.78] | 
| Explications en anglais | 21   a small bat [1.7] | 
| Explications en français | 22   chauve-souris [1.54, 1.8] | 
| Tous les mots composés | 23 manavibe | 
| Vocabulaire | 24 Zoologie: mammifères | 
| Synonymes | 25 ramanavy | 
| Analogues | 26 fanihy | 
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 28 Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 29 mañavy, manavy, 30 maniva, mañiva, 31 mavany, 32 mavina, 33 mivaña | 
| Mis à jour le 2025/10/14 |   |