Entrée |
manazava
(zava)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manome hazavana: Manazava ny masoandro Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra" Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [1.1]
|
Explications en anglais | To brighten, to illuminate [1.2, 1.7]
|
| To enlighten [1.2]
|
| To make clear, to explain [1.7]
|
Explications en français | éclairer [1.3, 1.8]
|
| Illuminer, bien expliquer, rendre distinct [1.3]
|
| éclaircir, expliquer [1.8]
|
Exemples |
1 | Manazava lesona ny mpampianatra.
[2.117]
|
2 | izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory.
[2.245]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manazava |
Passé : |
nanazava |
Futur : |
hanazava |
Impératif : |
manazavà |
|
Synonymes | |
Proverbes |
|
Entrée |
manazavà
(zava)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manazava
|
Explications en français | [1.3]
|
|