| Entrée (1/2) | 1 mandahilahy | 
| Radical | 2 lahilahy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to use the expression lahilahy [1.2] | 
| Exemples | 6   Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy!
[2.436#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 11 mandahilahy | 
| Radical | 12 lahilahy | 
| Partie du discours | 13 verbe actif | 
| Explications en anglais | 14   In the provinces, to circumcise. [Provincial]
 [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 19 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |