|
|
|
|

Entrée1  mandetsy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  letsy
Explications en malgache  4  [1.1] Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko
Explications en anglais  5  [1.7] to depress, to press down
Explications en français  6  [1.8] presser, déprimer
Exemples  7  [2.436#] mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12 mandetsy, 13 manditse

Mis à jour le 2025/09/12