| Entrée | 1 mandohalika | 
| Radical | 2 lohalika | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to kneel [1.7] | 
| Explications en français | 6   s'agenouiller [1.8] | 
| Exemples | 7   Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 mandakolahy, 14 mandohalika, 15 mandokalahy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |