Entrée | 1 mandoro |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 doro |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga Manao: Mandoro arina |
Explications en anglais |
5 [1.7] to burn |
Explications en français |
6 [1.8] brûler |
Exemples |
7 [2.470] Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
8 [2.472] Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 14 mandotra, mandrehitra, mampirehitra, manatsolo, manatsetsaka |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot mandoro |
Anagrammes | 16 mandoro, 17 mondrao |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |