| Entrée | 1 mandrafitra | 
| Radical | 2 rafitra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [1.2] 6 to construct; to do carpenter work [1.7] | 
| Explications en français | 7   construire, ajuster le bois [1.8] | 
| Exemples | 8   Io fitotonganana io dia ho hita manerana ny singa mandrafitra azy rehetra.
[1.384#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 mandrafitra ady | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 15 mandrafitra, 16 mandrifatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |