|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mandrandrana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  randrana
Explications en malgache  4  [1.1] Mamboatra ny volo lavan' ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an' ila
Explications en anglais  5  [1.2] to plait, to twist.
6  [1.7] to braid
Explications en français  7  [1.8] tresser
Exemples  8  [2.606#] Ny tovolahy matanjaka "voromahery" mandeha maka hazondahy any an' ala, fa ny vehivavy kosa mandrandrana bokona hasy hapetaka amin' ny lohan' ny zaza sy ny reniny.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Vocabulaire  13  Coiffures

Entrée (2/3)14  mandrandraña
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  [1.78] mivaivay [Tambahoaka]
Explications en français  17  [1.78] ardent [Tambahoaka]

Entrée (3/3)18  mandrandràna
Partie du discours  19  impératif du verbe actif mandrandrana [Liste complète]
Radical  20  randrana
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3]

Anagrammes  23 manandrandrà, manandrandra, 24 mandrandraña, mandrandràna, mandrandrana

Mis à jour le 2025/09/13