|
|
|
|

Entrée1  mandre
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina
Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao
Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody
Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana
Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina
Explications en anglais  4  [1.7] to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell
Explications en français  5  [1.3] entendre, apprendre, sentir
6  [1.8] entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat
Exemples  7  [2.117#] Tsy mandre mihitsy anie aho e!
8  [2.69#] Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie!
9  [2.298#] Faly aho raha mandre izany teninareo izany.
Vocabulaire  10  Biologie
Radical  11  re
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Synonymes  16  mahare
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot mandre

Mis à jour le 2025/07/30